|
|
|
|

Entry raiketra
Part of speech noun
 Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1]
  raiketa [1.2]
 Cactus [1.5]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2012/05/03