|
|
|
|

Entry rahona
Part of speech noun
 Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
 A cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
 A cloud [1.7]
 Nuage [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
2Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529]
Morphology 
Simple : rahona, rahoko, rahonao, rahony, rahontsika, rahonay, rahonareo, rahon', rahon-, rahom-, raho-
Prefixed : -drahona, -drahoko, -drahonao, -drahony, -drahontsika, -drahonay, -drahonareo, -drahon', -drahon-, -drahom-, -draho-
Article 
Illustrations 

Entry rahona
Part of speech noun
 Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
 Fig. a threat, a menace [1.2]
 A threat, a menace [1.7]
 Menace [1.3, 1.8]
Analogs  rahonavis

Entry rahona
Part of speech noun
 Gilding [1.2]

Updated on 2023/08/15