| Entry | Raharolahy Elie | |
| Part of speech | name (anthroponym) | |
| Elementary words | raharolahy, elie | |
| Raharolahy Elie (1901-1949) ( Ny Erika, Harioley, Dorshonam) [3.1] | ||
| Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [2.313] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/11/20 |
|