| Entry | potsirina (potsitra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tsindronina dia vaky, loahana:
Nopotsirin' ny ankizy ny mason' ilay voronkely Vakina: Nopotsirin' ny dokotera ny vay teo amin' ny feny Aseho miharihary: Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo izy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|