| Entry | poretina (poritra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1] | |||||||||
| To be squeezed; to be constrained [1.7] | |||||||||
| Qu'on presse, qu'on contraint [1.8] | |||||||||
| Examples | Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | poritina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|