| Entry | poporohana | |
| Part of speech | adjective | |
| Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona) Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1] | ||
| Examples | Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?
[2.285] | |
| Updated on 2023/06/05 |
|