| Entry | poahana (poaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika [1.1] | |||||||||
| Examples | Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo.
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|