|
|
|
|

Entry poa-
Part of speech morphological form of poaka

Entry poa
Part of speech interjection [Full list]
 Teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka [1.1]
 An interjection of dislike accompanied by spitting [1.2]
 Exprime le bruit fait en crachant [1.3]
Examples Dia mandrora izy hoe: "Poa!" [2.69]

Entry poa
Part of speech noun
 Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra: Poa! ataoko inona akory iny!
Teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io: Poa! maloto iny fa ario! [1.1]
 Terme de mépris: fi! fi donc! [1.3]
Examples Poa toy izay anefa, injay. [2.445]
Derivatives 
Synonyms poapoa

Entry Poa
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Puah [2.996]
 Pua [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Foà

Updated on 2023/11/24