| Entry | petahana (petaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1] | |||||||||
| To be made to have something sticking on, as a wall to be papered. [1.2] | |||||||||
| To have something stuck on it [1.7] | |||||||||
| Qu'on colle ou applique sur quelque chose [1.8] | |||||||||
| Examples | ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|