|
|
|
|

Entry -pentina
Part of speech morphological form of fentina

Entry pentina
Part of speech noun
 Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1]
 A spot [1.7]
 Tache de saleté [1.8]
Examples misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. [2.472]
Synonyms pentimpentina

Updated on 2025/02/14