| Entry | ovoka | |
| Part of speech | noun | |
| Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2009/02/23 |
|