|
|
|
|

Entry otronina (otrona)
Part of speech passive verb
 Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io
Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy
Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1]
 To be escorted [1.7]
 Qu'on escorte [1.8]
Morphology 
Present : otronina, otroniko, otroninao, otroniny, otronintsika, otroninay, otroninareo, otronin', otronin-, otronim-, otroni-
Past : notronina, notroniko, notroninao, notroniny, notronintsika, notroninay, notroninareo, notronin', notronin-, notronim-, notroni-
Future : hotronina, hotroniko, hotroninao, hotroniny, hotronintsika, hotroninay, hotroninareo, hotronin', hotronin-, hotronim-, hotroni-
Imperative : otrony

Updated on 2023/01/20