| Entry | osy | |
| Part of speech | noun | |
| Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1] | ||
| A goat (Capra hircus) [1.2] | ||
| A goat [1.7] | ||
| Bouc [1.54] | ||
| Chèvre [1.3, 1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Capra hircus | |
| Examples | Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.
[2.606] | |
| Article | Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/09/15 |
|