| Entry | nony | |
| Part of speech | conjunction | |
| Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana [1.1] | ||
| When, if, if otherwise. [1.2] | ||
| Lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire. [1.3] | ||
| When (used of simultaneous events) [1.7] | ||
| Quand, lorsque, lors de [1.8] | ||
| Analogs | fony ~ rehefa ~ raha | |
| Updated on 2023/08/16 |
|