|
|
|
|

Entry nongo
Part of speech adjective
 Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany [1.1]

Entry nongo
Part of speech noun
 Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. [1.1]
 A particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] [1.2]

Updated on 2023/08/16