| Entry |
nify
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tsy fahatevenana. [1.1]
|
| | Mince, peu épais [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
nify
|
| Part of speech | noun
|
| | Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
|
| | A tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]
|
| | A tooth, esp. a front tooth [1.7]
|
| | Dent, surtout les dents antérieures [1.8]
|
| Examples | Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary.
[2.4]
|
| Article |
|