| Entry | ngonongonona (ngonona) | |
| Part of speech | noun | |
| Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1] | ||
| A low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | ngonona | |
| Updated on 2023/02/25 |
|