|
|
|
|

Entry ngolingoly (ngoly)
Part of speech adjective
 Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena
Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1]
Examples Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany. [2.499]
Derivatives 

Updated on 2023/01/05