|
|
|
|

Entry ngidin-koditra
Part of speech locution
Elementary words ngidy, hoditra
 Toetra ratsy ananana mahatonga ny tena tsy ho tian' ny mpiara-monina, ny tany ama-monina [1.1]

Updated on 2023/08/11