|
|
|
|

Entry ngetroka
Part of speech adjective
 Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany
Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1]
 Black
Rich, opulent. [1.2]
Examples Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka? [2.314]
Derivatives 

Entry ngetroka
Part of speech noun
 Chef, patron [1.60]

Updated on 2020/06/29