| Entry | neny | |
| Part of speech | noun | |
| Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny? Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [1.1] | ||
| Mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] [1.2] | ||
| Mother, mama [1.7] | ||
| Mère, maman [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/08/12 |
|