|
|
|
|

Entry naikanaika
Part of speech noun
 Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [1.1]
 Jocular pretension of committing a daring act [1.2]
Derivatives 
Synonyms nakanaka

Updated on 2013/01/23