| Entry | nahita > mahita (hita) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] | |||||||||
| To see; to find [1.7] | |||||||||
| Voir, trouver [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | nahita > mahità (hita) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mahita | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Entry | nahita > ahitana (hita) | ||||||
| Part of speech | relative verb | ||||||
| [1.1] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
|
|