|
|
|
|

Entry mpisotro (sotro)
Part of speech noun
 Fatra-pitia misotro toaka na divay [1.1]
 A drinker, a drunkard [1.7]
 Buveur, ivrogne [1.8]
Examples 
1Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369]
2Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270]
3Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472]

Updated on 2023/10/20