|
|
|
|

Entry mpirenireny (renireny)
Part of speech noun
 Le vagabond [1.3]
Examples 
1Ka dia ho tonga mpirenireny any amin' ny jentilisa izy [2.996]
2Ny jiolahin-tsambo dia olona mpirenireny, nitety ranomasina [2.366]
3Matetika dia tsy navela nalevina ny fatin' ny Maritiora fa navela hohanin' ny alika mpirenireny [2.508]

Updated on 2025/10/19