| Entry | mpiantsa (antsa) | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara, Tanosy] Mpihira [1.78] | ||
| Ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [1.1] | ||
| Royal singers. [1.2] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|