|
|
|
|

Entry mpianatra (anatra)
Part of speech noun
 Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1]
 A pupil, a student [1.7]
 étudiant, élève [1.3, 1.8]
 Disciple, imitateur [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332]
2Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649]
Article 

Updated on 2025/02/03