|
|
|
|

Entry mpanoritra (soritra)
Part of speech noun
 Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
 Sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13]
 Article [1.13, 1.5]
Vocabulary 
Examples Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519]
Tables and plates All the articles

Updated on 2025/07/27