|
|
|
|

Entry mpanoratra (soratra)
Part of speech noun
 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1]
 Writer [1.17]
 écrivain, dessinateur [1.3]
Examples 
1Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
2Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Morphology 
Simple : mpanoratra, mpanoratr'
Tables and plates Pseudonyms of Malagasy writers

Updated on 2023/01/20