| Examples |
| 1 | Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka.
[2.298]
|
| 2 | Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha".
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
mpankasitraka,
mpankasitrako,
mpankasitrakao,
mpankasitrany,
mpankasitratsika,
mpankasitrakay,
mpankasitrakareo,
mpankasitrak',
mpankasitra-,
mpankasitraky |
|