| Entry | mpanjenjena (zenjena) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [1.1] | |||||
| Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643] | |||||
| Celui qui va çà et là [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Synonyms | mpijenjena | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|