|
|
|
|

Entry mpandova (lova)
Part of speech noun
 Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [1.1]
 An heir [1.7]
 Héritier [1.8]

Updated on 2023/01/20