|
|
|
|

Entry mpanatanteraka (tanteraka)
Part of speech noun
 Celui qui accomplit [1.3]
 Exécutant, exécutif [1.13]
 Executive function, executive power [1.320]
 Fonction exécutive, pouvoir exécutif [1.320]
Examples 
1Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [2.285]
2Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [2.113]
3Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity Mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [2.606]
4Mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [2.895]

Updated on 2023/01/20