|
|
|
|

Entry mpanambara (ambara)
Part of speech noun
 Izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13]
 Révélateur [1.3]
 Déclarant [1.13]
Examples aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996]

Updated on 2023/05/14