| Entry | mpamonjy (vonjy) | |
| Part of speech | noun | |
| Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|