| Entry | mpamaritra (faritra) | |
| Part of speech | noun | |
| Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
-- mpamaritra milaza toetra (lanitra manga), -- mpamaritra isa (omby fito), -- mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy), -- mpamaritra manondro (ity trano ity), -- mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany), -- mpamaritra manontany (olona iza?), -- mpamaritra matoanteny (marary tokoa) (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) | ||
| mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [1.13] | ||
| Adjective [3.1] | ||
| Adjectif [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny.
[1.519] | |
| Entry | mpamaritra (faritra) | |
| Part of speech | noun | |
| Déterminant mpamaritra asa: opérateur. mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2 mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2024/08/16 |
|