|
|
|
|

Entry mpahay (hay)
Part of speech noun
  [1.1]
 Les gens capables, les savants, les artistes [1.3]
Examples 
1Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama. [2.113]
2Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana. [2.245]
3Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy. [2.117]
4Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao. [2.445]

Updated on 2025/02/08