| Entry |
mova tsy
|
| Part of speech | adjective
|
| | (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
|
| | Tout à fait semblable à:
Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou)
~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
[2.576]
|
| 2 | Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina
[2.298]
|
| 3 | Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay
[2.470]
|
|
| Synonyms | ~ ~ |
| Other spellings |
|