| Entry |
mody mandry
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | mody,
mandry |
| | Tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
|
| | To go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2]
|
| | Coucher une nuit en voyage [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
mody mandry |
| Past : |
nody mandry |
| Future : |
hody mandry |
|
|
| Entry |
mody mandry
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | mody,
mandry |
| | Enti-milaza ny olona maty [1.1]
|
| | To die [1.2, 1.7]
|
| | Mourir [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Examples |
| 1 | Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa
[2.558]
|
| 2 | Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra
[2.587]
|
| 3 | Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy
[2.296]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mody mandry |
| Past : |
nody mandry |
| Future : |
hody mandry |
|
| Other spellings |
|