|
|
|
|

Entry moana
Part of speech adjective
 Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana
Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1]
 Mute; dumb, unable to speak [1.7]
 Muet [1.8]
 Silencieux [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Moana io vehivavy io. [2.606]
2sady moana no marenina aho! [2.270]
3Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643]
Derivatives 
Article 

Entry moana
Part of speech noun
 Non retrouvĂ©. Voir hazomoana. [1.196]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2022/07/30