|
|
|
|

Entry mivoy (voy)
Part of speech active verb
 Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
 To paddle a canoe, to row a boat [1.7]
 Pagayer [1.8]
Morphology 
Present : mivoy
Past : nivoy
Future : hivoy
Imperative : mivoiza

Updated on 2023/01/20