| Entry |
mivonkina
(vonkina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina [1.1]
|
| | To contract, as the fist [1.7]
|
| | Se contracter comme le poing [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay.
[2.587]
|
| 2 | Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny.
[2.499]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mivonkina |
| Past : |
nivonkina |
| Future : |
hivonkina |
| Imperative : |
mivonkèna |
|
|