|
|
|
|

Entry mivolo (volo)
Part of speech active verb
 Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
 To have the appearance of [1.7]
 Avoir l'apparence de [1.8]
Examples mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Morphology 
Present : mivolo
Past : nivolo
Future : hivolo

Entry mivolo
Part of speech active verb
  [Bara] Mihaingo taretra [1.78]

Updated on 2023/10/25