|
|
|
|

Entry mivezika (vezika)
Part of speech active verb
 Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
 Changer souvent de place, aller ça et là [1.3]
Examples 
1ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436]
2Mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445]
Morphology 
Present : mivezika, mivezik'
Past : nivezika, nivezik'
Future : hivezika, hivezik'

Updated on 2023/01/20