| Entry | miverina (verina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! Mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! Miherina: Miverina indray ity ny lohataona! Mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] | |||||||||
| Revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | manangatra ~ manody ~ mifotitra ~ mimpody ~ mitampody ~ mody | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|