| Entry |
mivelona
(velona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
|
| | To live by something; to live in a certain condition [1.7]
|
| | Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
|
| Examples | Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
[2.471]
|
| Morphology |
| Present : |
mivelona |
| Past : |
nivelona |
| Future : |
hivelona |
| Imperative : |
miveloma |
|
|