|
|
|
|

Entry mivavaka (vavaka)
Part of speech active verb
 Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
 To pray, to worship [1.7]
 Prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
Examples 
1mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [2.470]
2Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [2.48]
Morphology 
Present : mivavaka
Past : nivavaka
Future : hivavaka
Imperative : mivavaha

Updated on 2023/01/20