| Entry |
mivalo
(valo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be [1.1]
|
| | To divide into eight [1.2]
|
| | être partagé en huit [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
mivalo |
| Past : |
nivalo |
| Future : |
hivalo |
| Imperative : |
mivaloa |
|
|
| Entry |
mivalo
(valo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo [1.1]
|
| | Se repentir, demander pardon, s'excuser [1.3]
|
| Examples | Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay!
[2.298]
|
| Morphology |
| Present : |
mivalo |
| Past : |
nivalo |
| Future : |
hivalo |
| Imperative : |
mivaloza |
|
|