| Entry | mitsoboka (tsoboka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] | |||||||||
| Examples | nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/05/30 |
|