|
|
|
|

Entry mitsiratsiraka (tsiratsiraka (tsiraka))
Part of speech active verb
 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
 Avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196]
Morphology 
Present : mitsiratsiraka
Past : nitsiratsiraka
Future : hitsiratsiraka
Synonyms mitsiraka

Updated on 2023/01/20